|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bandrolahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 an endemic species of shrike. Vanga curvirostris, Gm. Same as vanga [Provincial] [1.2]
Voambolana  4  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  5 vanga

Teny iditra (2/2)6  bandrolahy
Singan-teny  7 bandro, 8 lahy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Olona nobaboina tan' ady na nangalarina, na novidina, ka ampanompoina atao andevo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12