|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bandro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Jiolahy, mpangalatra sy mpandroba [1.1]
Ohatra  4  Nanambady zazavavy iray hanao izay sitrako sy heveriko ho tsara aho, fa tsy hanao ny sitrapon-dray aman-dreniny, ka hitafa amin' ny bandro sy ny vehivavy janga! [2.5#]
Mpanahaka  5  androvo, 6  jirika

Teny iditra (2/2)7  bandro
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 gidro [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  10 Lake Alaotra bamboo lemur, alaotran gentle lemur (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233]
11 hapalémur du lac Alaotra (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  12 espèce de lémurien minuscule. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  13  Haibiby: mampinono
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  90 bandrolahy
Tsanganana sy sary iray takila  91  Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09