|
|
|
|

Entry1  bibiolona
Elementary words  2  biby, 3  olona
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Biby miendrik' olona na biby ninoana ho nidiran' ny ambiroan' olona efa maty [1.1]
Examples  6  Mbola niseho nampitahotra ahy teny indray ilay bibiolona mahatsiravina. [2.895#]
7  Tsy songomby na bibiolona velively izy ireny araka ny filazan'ny olona. [2.117#]
Analogs  8  bibyolona, bibinolona, olonabiby

Anagrams  9 bibiolona, 10 biby olona, 11 olona biby

Updated on 2025/10/11