|
|
|
|

Entry (1/3)1  bitsika
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Teny lazaina malemilemy eo akaikin' ny sofina fa tsy tiana ho ren' ny hafa.
Explanations in English  9  [1.2] a whisper, a conversation carried on in a low voice; a soft murmuring sound. [Mal. Bisik.]

Entry (2/3)10  bitsika
Part of speech  11  adjective
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Kely dia kely, pitiny kely
Explanations in English  13  [1.2#92] same as bitika, boritika, etc.

Entry (3/3)14  -bitsika
Part of speech  15  morphological form of vitsika
Examples  16  [1.357#98] Ary misy anankiray koa izay poakaty ny tahony sy ny rantsany rehetra ka itoeram-bitsika
17  [2.445#44] Ny "mpanjaka" no manatody, ary ny "mpiasa" kosa no mitandrina ny atody sy ny zana-bitsika rehefa foy

Anagrams  18  abitsik, bitsika

Updated on 2025/08/10