|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 dabòka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ilazana ny fidoboky ny rano mitobaka mafy na ny fitobany raha misy vaingan-javatra lehibe nalefa taminy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 son de l’eau dans laquelle tombe un objet lourd
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 6 Feo |
| Teny iditra (2/4) | 7 daboka |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Enti-milaza: Fianjerana
10 Fitsorana mivalampatra 11 Halavoana 12 Fiaiken-keloka na fibabohana 13 Famelezana, fanatontana. [1.1] 14 kapoka mafy [2.285#314] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 action de battre
[1.3, 1.5] 16 Chute, état de celui qui est couché, de tout son long 17 action de rosser [1.3] 18 action de tomber, de se précipiter de haut en bas, d'abandonner [1.5] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 36 daraboka |
| Teny iditra (3/4) | 37 daboka |
| Sokajin-teny | 38 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
39 Vaventy sy matavy (teny tsy mba fampiasa manokana fa misy fanampiny mandrakariva, dia izay hita amin' ny hoe: dabo-dela, dabo-drano, dabokandro)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
40 plein, gras
[1.3] |
| Ohatra |
41 Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny
[2.314]
|
| Kamban-teny rehetra | 42 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/4) | 43 daboka |
| Sokajin-teny | 44 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
45 hazo vaventy mandry manaraka ny tampony amin'ny rindrina mitondra ny tsivalan-kazo samihafa ipetrahan'ny tafo
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
46 sablière
[1.13] 47 élément de charpente [3.1] |
| Voambolana | 48 Toe-karena: fanorenana |
| Fivaditsoratra | 49 bodaka, dabòka, daboka, 50 dobaka, 51 kaboda |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|