|
|
|
|

Entry (1/2)1  didin-tsokina
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  didy, sokina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] aretina amin' ny fanambanin' ny rantsan-tongotra
(didintsokina) Ratra toy ny tataka kely eo amin' ny elakela-drantsana na eo amin' ny fanambaniny, ary tsy tsaroana akory izay nahavoa azy
Explanations in English  5  [1.2] an injury, or chaps under the toes
Explanations in French  6  [1.3#101] Crevasses aux articulations des doigts des pieds
Vocabulary  7  Health

Entry (2/2)8  didintsokina
Part of speech  9  noun
Explanations in French  10  [1.19] [Tankarana] petit bout d'une chose, pointe du bonnet.

Anagrams  11  didintsokina, didin-tsokina

Updated on 2025/08/10