Entry (1/2) | 1 donaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Setroka be na hafanana manevokevoka [1.1] |
Explanations in English |
4 smoke from a fire [1.7] |
Explanations in French |
5 fumée, chaleur suffocante des appartements [1.3] 6 fumée [1.8] |
Examples |
7 Miova lasy ny tanàna, mamonjy ireo toeran-donaka!
[1.253]
8 Ny fomba fiantsoana ny olona hihaino kabary dia toy izao : asiana donaka afo eny an-tendrombohitra talaky maso. [2.508] |
Morphology |
|
All compound words | 10 2 combinations of this word |
Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
Entry (2/2) | 12 donaka |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 vono na kapoka atao [1.1] |
Explanations in French |
15 coup [1.3] |
Anagrams | 16 danoka, 17 dokana, 18 donaka, 19 kadoña, 20 kodàna |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |