|
|
|
|

Teny iditra1  dony ny tanin' andriana: izay mifody tsy manana
Singan-teny  2 dony, 3 tany, 4 andriana, 5 izay, 6 mifody, 7 tsy, 8 manana
Sokajin-teny  9  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  10 teny fanao rehefa avy manao fanekena na dina, ka ny heviny dia hoe: aoka hodonina ny tanin' ny mpanjaka (taloha ny tany rehetra dia an' ny mpanjaka), ka izay mivadi-panekena, aoka izy ho foan-tanana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12