|
|
|
|

Entry (1/4)1  erà
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1]
Explanations in French  4  amont [1.3#128]
All compound words  5  2 combinations of this word
Vocabulary  6  Space
Synonyms  7  ira
Antonyms  8  ava

Entry (2/4)9  era
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1]
Derivatives 
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :

Entry (3/4)18  era
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  filazana [Taisaka] [1.78]
21  fifanarahana [Bara] [1.78]
22  Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1]
Explanations in English  23  consent, permission [1.7]
Explanations in French  24  permission [1.3#128, 1.8]
25  action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3#128]
26  action de demander la permission [1.8]
27  avis [Taisaka] [1.82]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  39  4 combinations of this word

Entry (4/4)40  era    
Part of speech  41  noun
Explanations in English  42  fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17]

Anagrams  43 are, 44 erà, era, 45 rea

Updated on 2025/10/12