|
|
|
|

Entry1  eto ho eto
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  eto, ho
Explanations in Malagasy  4  [1.1] milaza toerana tsy tondroina marina' fa tokotokony fotsiny: Tsy fantatro marina fa eto ho eto no misy ny tranon-dry Rabevokatra

Updated on 2025/07/29