|
|
|
|

Entry1  ezaka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Fanaovana ny faran' ny azo atao: Manao an' ezaka Rangahy io rehefa miasa
Fikelezana aina, fikirizana: Tsy ampy ezaka ilay zazalahy ka tsy nahavikina ny hady
Halaviran-dalana antonintoniny: Lavitra ezaha ihany hatreto ka hatrery am-body paiso.
Explanations in English  14  [1.7] a serious effort
Explanations in French  15  [1.3#133, 1.5] course
16  [1.3#133, 1.5] tension
17  [1.3#133] ce mot s'applique à tout acte moral ou physique fait avec effort, élan, entrain, application, violence, contrainte
18  [1.8, 1.5] effort
19  [1.8] entrain
Examples  20  [1.3] Lavitra ezaka hatreto sy hatrany (Il y a une bonne trotte d'ici là)
21  [2.472] Hanao ezaka araka izay vitantsika.
22  [2.583] Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko.

Anagrams  23  aezak, akeza, ezaka

Updated on 2025/08/10