|
|
|
|

Entry1  fahahiazana
Part of speech  2  noun
Root  3  hia
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany
Synonyms  5  hahia, hahiazana

Updated on 2024/12/11