Entry | 1 faingampaingana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 faingana |
Explanations in French |
4 [1.3#139] [duplicatif fr équentatif] |
Examples |
5 [2.366#] Ary raha ny fivarotany ankehitriny izao no hatohin'ny Andriana, tsy maintsy hitsahatra avokoa ary ho tapitra faingampaingana ihany. 6 [2.499#] Tsinjo ny mpanamory mitana ny familiana, miara-miainga ny fivoy toy ny tongotry ny arosy milomano, ka mikapoka ny rano faingampaingana, fa manin-te-ho tonga. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |