|
|
|
|

Entry1  famantaranandro
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  famantarana, andro
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin' ny alalan' ny sahazany roa (sahazabe sy sahazakely) izay mikisaka manondro tarehi-marika eo amin' ny tavany
Explanations in English  8  [1.2] [andro, the day.] A clock, a watch.
9  [1.7] a watch, a clock
Explanations in French  10  [1.8, 1.13] montre
11  [1.8] horloge
Examples  12  [2.356#] Sarobidy ny famantaranandroยป, hoy aho.
13  [2.59#] tamy ny sivy sy sasany ny famantaranandro.
14  [2.332#] Sambatra ise ry Imaro mahay mamaky famantaranandro.
Vocabulary  15  Instrument
Article  16  Randzavola: famantaranandro ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/08/10