|
|
|
|

Entry1  fanabedana
Part of speech  2  noun
Root  3  beda
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fisamborana zavatra na olona izay fihinina ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka
Synonyms  5  fambedana, fibedana

Updated on 2024/12/11