Entry | 1 fanadinana |
Root | 2 adina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanontaniana, fanantsafana: No tsy valianao ny fanadinana ataoko aminao? Fakana am-bavany, famotorana: Naharitra adiny telo ny fanadinan' ny Kaomisera an' ilay mpisoloky Fitsapana fahaizana: Hanomboka anio na fanadinan-dry Fara Manala na maka fanadinana [1.1] |
Explanations in English |
5 an examination, or a book of questions. [1.2] 6 an examination [1.7] |
Explanations in French |
7 L'examen, les questions [1.3] 8 information [1.4] 9 examen [1.8] |
Examples |
10 Tonga ary ny fanadinana.
[2.499]
11 Ka raha tsy afaka fanadinana aho? [2.472] |
All compound words | 12 4 combinations of this word |
Anagrams | 13 fanadinana, 14 fandainana, 15 fandaniana |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |