|
|
|
|

Entry1  fandatsana
Part of speech  2  noun
Root  3  latsa
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanesoana amin' ny fahoriana mahazo ny sasany na amin' ny fahavoazana mihatra aminy noho ny zavatra efa nandrarana azy, toa manao hoe akory izay
Explanations in French  5  [1.3#389] insulte, injure, outrage
Examples  6  [2.528#] Efa fandatsana anie izany, ny Andriana!
7  [2.587#] ary hataon' ny fahavalo rehareha sy fandatsana azy
8  [1.381#] Tsy fandatsana akory fa olombelona ka mety hosalakafa
Proverbs  9  Proverbs containing the word fandatsana

Updated on 2025/07/29