|
|
|
|

Entry (1/8)1  fara
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afa-tsy amin' ny hoe "Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara, mahazo fara". Fa matetika dia miaraka amin' ny teny hoe "dimby": Hoderain' ny fara aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy
(ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin' ny fotoana na amin' ny laharana aoriana indrindra: Nanao fara jery ny zanany izy dia lasa
Amin' ny laharana ambony indrindra: Tonga amin' ny fara voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara", saingy ny "fara", atao alohan' ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany
Explanations in English  4  [1.2] the last; offspring, children, an heir, succession, progeny. [Ar. fark, pulus (=furar). Comp. the Heb. par, a calf, a young bull; Germ. farr; also the Heb. bar, son, and the whole group of words from the same root (as parah=barah; Sansk. bhri (Zend. bara); Gr. phero; Lat. fero=Eng. bear, etc.]
5  [1.7] the last; the supreme; a descendant, a child
Explanations in French  6  [1.3] final, dernier, suprême
7  [1.82] [Taisaka] fin
8  [1.54] dernier-né
9  [1.8] le dernier; descendant, descendance; cf. farana
Vocabulary  10  Relationships: family
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
Analogs  14  farana
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Anthroponyms 
Toponyms 
Proverbs  29  Proverbs containing the word fara

Entry (2/8)30  fara
Part of speech  31  noun
Explanations in Malagasy  32  [1.1] Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana,
Explanations in French  33  [1.3] (farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité
Synonyms  34  farafara

Entry (3/8)35  fara
Part of speech  36  Unspecified
Explanations in English  37  [1.2]
Derivatives 
38  Passive verbs :
39  Adjectives :

Entry (4/8)40  fara
Part of speech  41  noun
Explanations in Malagasy  42  [1.78] [Taimoro] fijinjana vary, fararano
Compound words 
Proverbs  44  Proverbs containing the word fara

Entry (5/8)45  fara
Part of speech  46  noun
Explanations in Malagasy  47  [1.78] [Taimoro] ampinga, aro
48  [1.78] [Taisaka] ampinga
Explanations in French  49  [1.82] [Taisaka] bouclier
Vocabulary  50  Military

Entry (6/8)51  fara
Part of speech  52  noun
Explanations in Malagasy  53  [1.1] Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin' ny alina manondro ny lalana tokony halehan' ny sambo na ny fiaramanidina

Entry (7/8)54  fara
Part of speech  55  noun
Explanations in French  56  [1.196] (mis pour mangidifara : nom des plantes dont on ne perçoit l'amertume qu'au bout d'un certain temps) Polygala greveana Baill. (Polygalaceae). Racine riche en saponine. [Mahafaly]
Vocabulary  57  Botany
Scientific name 

Entry (8/8)59  Farà
Part of speech  60  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  61  [2.996] Phurah
Explanations in French  62  [2.996] Pura
Vocabulary  63  Holy Scriptures
Synonyms  64  pora
Biblical quotes  65  Chapters and verses mentioning Farà

Updated on 2025/03/30