|
|
|
|

Entry (1/8)1  fe-
Part of speech  2  morphological form of fetra

Entry (2/8)3  fe
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Faritry ny rantsam-batana ambany hatreo amin' ny valahana no ho midina ka hatreo amin' ny lohalika
Explanations in English  6  [1.2] the thigh. [Mal. pah; Nias. gae; Dairi. kae; Toba. hae-hae. In many Polyn. languages vae, probably allied to this, is used for leg.]
7  [1.7] the thigh
Explanations in French  8  [1.8] cuisse
Vocabulary  9  Biology
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  22  Proverbs containing the word fe

Entry (3/8)23  fe
Part of speech  24  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  25  [1.78] [Tanosy] nefa
26  [1.78] [Bara] fa, nefa
27  [1.1] "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan' ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina no manao ny asa voalazan' ilay teny voalohany saingy hoe manana ny toetra voalazan' ilay teny faharoa, fa raha ny marina tsy izany velively): Mitsangam-pe olona: mitsangana fa hoe olona, mitsangana saingy hoe olona, fa tsy manana ny tena maha-olona
Explanations in English  28  [1.2] used for the conjunction fa

Entry (4/8)29  fe
Part of speech  30  noun or adjective
Explanations in Malagasy  31  [1.78] [Taimoro] hajambana
jamba
32  [1.78] [Taisaka, Bara, Tanala] jamba
Explanations in French  33  [1.82] [Taisaka] aveugle

Entry (5/8)34  fe
Part of speech  35  noun
Explanations in English  36  [1.2] [Provincial] for tolana

Entry (6/8)37  fe
Part of speech  38  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  39  [1.1] Teny kely ampiasaina eo anelanelan' ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary: Manao fe manao: zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa)
Explanations in English  40  [1.7] used for emphasis as follows: tenikofelehibe, manaofemanao
Explanations in French  41  [1.3, 1.8] comme-ci comme-çà
42  [1.3] Se place entre un nom, un adjectif ou un verbe qui se répète, et lui donne le sens adverbial de : à peu près, un peu, pas trop, par acquit, sans zèle, avec indifférence: Trano fe trano io (C'est une maison comme ci comme ça) ~ Mazoto fe mazoto izy (Il est un peu zélé, pas trop zélé) ~ Olona fe olona izy (C'est un individu comme ci comme ça, un peu bête, un peu inabordable) ~ Manao fe manao (Faire à peu près, par manière d’acquit) ~ Homana fe homana (Manger sans goût)
Compound words 

Entry (7/8)52  fe
Part of speech  53  noun
Explanations in French  54  [1.196] arbre indéterminé [Betsimisaraka]
Vocabulary  55  Botany

Entry (8/8)56  Fe    
Part of speech  57  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  58  [3.1] Vy. Singa mivaingana, faha-26 amin'ny fisokajiana miherina.
Explanations in English  59  [3.1] iron
Explanations in French  60  [3.1] fer
Vocabulary  61  Chemistry
Tables and plates  62  Periodic Table

Updated on 2025/04/28