|
|
|
|

Teny iditra1  fenofeno
Fototeny  2 feno
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Malahelo na tezitra fatratra, nefa toa tsy afaka mivoaka ny alahelo na ny hatezerana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 avoir mal au coeur [1.54]
Voambolana  6  Fahasalamana
Mpanahaka  7  dimpoana, 8  maivivy, 9  maloiloy, 10  manamonaina, 11  masinaty, 12  mihoaka, 13  milebolebo, 14  misalebolebo, 15  misalembona, 16  misalobona, 17  misolebileby, 18  salontsolonina, 19  salosonina, 20  tahandoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02