|
|
|
|

Teny iditra1  masinaty
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Misy fofona miverina avy any amin' ny vavony, toy ny maimbo rezatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 avoir des renvois d'estomac [1.54]
Voambolana  5  Fahasalamana
Mpanahaka  6  dimpoana, 7  fenofeno, 8  maivivy, 9  maloiloy, 10  manamonaina, 11  mihoaka, 12  misalebolebo, 13  misalembona, 14  misalobona, 15  misolebileby, 16  salontsolonina, 17  salosonina, 18  tahandoa

Fivaditsoratra  19 atsimina, 20 manitsia, masinaty, 21 maty sina, 22 mitanisa, mitanisà, 23 mitsiaña, 24 samainty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27