|
|
|
|

Teny iditra1  salosonina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ta handoa, misondrotsondrotra ny ambavafo (jereo salebolebo) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qui a envie de vomir [1.54]
Voambolana  5  Fahasalamana
Tovy hevitra  6 ta-handoa
Mpanahaka  7  dimpoana, 8  fenofeno, 9  maivivy, 10  maloiloy, 11  manamonaina, 12  masinaty, 13  mihoaka, 14  milebolebo, 15  misalebolebo, 16  misalembona, 17  misalobona, 18  misolebileby, 19  salontsolonina, 20  tahandoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02