|
|
|
|

Entry (1/2)1  fetra
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
All compound words  10  11 words containing fetra
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay
Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id
Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy
Explanations in English  12  [1.2] an appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control.
13  [1.7] a limit
Explanations in French  14  [1.8] limite
Proverbs  15  Proverbs containing the word fetra

Entry (2/2)16  fetra
Part of speech  17  noun
Morphology 
18  Simple :
19  Prefixed :
Explanations in Malagasy  20  [1.78] [Sihanaka] zanaka, taranaka
Synonyms  21  faitra

Anagrams  22  afetr, fatre, fetra

Updated on 2025/08/10