|
|
|
|

Entry (1/2)1  fidina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  fidy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] alaina izay tiana, alaina izay tsara fantenana, jobonina, tsongoina
Explanations in English  9  [1.2, 1.7] to be chosen
10  [1.2] to be selected
Explanations in French  11  [1.8] qu'on choisit
Examples  12  [1.1] I Madagasikara no fidiko amin' ny tany rehetra
13  [1.38] Kanefa misy izay tsy maintsy ho nofidiny aloha

Entry (2/2)14  fidina
Part of speech  15  noun
Root  16  idina
Morphology 
17  Simple :
Explanations in Malagasy  18  [1.1] Fomban' ny zavatra midina, izany hoe mandeha avy ambony ka milatsaka ambany: Ela loatra ny fidin' ny lasantsy
Explanations in French  19  [1.3] manière de descendre

Anagrams  20  adifin, difain, fadiny, fanidy, fidani, fidany, fidina, finday, nadifi, nadify, nifady

Updated on 2025/08/02