|
|
|
|

Teny iditra1  fitenim-paritany
Singan-teny  2 fiteny, 3 faritra, 4 tany
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [1.1]
Ohatra  7  mazava amin' Andriamifidy izany satria tena nahay ny fitenimparitany malagasy izy ka afaka nana-porofo ny maha-iray azy. [2.285#]
Voambolana  8  Haiteny
Tsipelina hafa  9 fitenim-paritra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02