|
|
|
|

Teny iditra1  fitenim-paritra
Singan-teny  2 fiteny, 3 faritra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [1.1]
6 fomba itenenana ny tenim-pirenena iray miovaova araka ny faritra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 parler régional [1.13]
Voambolana  8  Haiteny
Tovy hevitra  9 fitenim-paritany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12