|
|
|
|

Entry1  fitenim-paritany
Elementary words  2  fiteny, 3  faritra, 4  tany
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [1.1]
Examples  7  mazava amin' Andriamifidy izany satria tena nahay ny fitenimparitany malagasy izy ka afaka nana-porofo ny maha-iray azy. [2.285#]
Vocabulary  8  Linguistics
Other spellings  9  fitenimparitra

Updated on 2025/10/11