Entry (1/2) | 1 fitsofana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tsoka |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Famonoana: Efa fotoana fitsofana ny jiro izao Famelomana: Mandreraka ny fitsofana afo Fampanenoana: Mahabe nangy, hono, ny fitsofana bingona |
Entry (2/2) | 6 fitsofana |
Part of speech | 7 noun |
Root | 8 fitsoka |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] fitsohana |
Explanations in French |
10 [1.3#176] A quoi ou à qui on flanque, on lance, qu'on grippe, qu’on fait rondement, parfaitement: Nofitsofany karavasy ny soavaly (Il a flanqué un coup de cravache au cheval) ~ Nofitsofako vato ny omby (J’ai lancé un coup de pierre au bœuf) ~ Nofitsofany ny voankazoko rehetra (Il m'a grippé tous mes fruits) ~ Nofitsofany ny asa (Il a fait rondement le travail) |
Other spellings | 11 fitsohana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |