|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fodilahimena
Singan-teny  2 fody, 3 lahy, 4 mena
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny anglisy  6 [lahy, masculine, mena, red.] The male fody [1.2]
Ohatra  7  Any an' ala hianao no fodilahimena fa raha aty miray volo amin'ny sorohitra ny vadin'olona tahaky ny voahangy raraka an-tsihy tian'ny maso hojerena fa tsy azon'ny tanana horaisina [2.131]
Voambolana  8  Haibiby: vorona
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10  fodilahimena
Singan-teny  11 fody
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13 [lahy, masculine, mena, red.] an herb. Gladiolus ignescens, Bojer.
14 Same as kitenindahy (Bets.), and tenimpody . [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15 (nom de l'oiseau fody, appellé « cardinale », lorsqu'il est en parure de noces). Gladiolus garnieri Klatt ined. (Iridaceae).
16 Très joli petit glaïeul à fleur rouge, décoratif.
17 Plante vénéneuse ; cepandant la décoction des bulbes est parfois administrée à certains malades mentaux.
18 Traitement dangereux. [Merina] [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tovy hevitra  20 kitenindahy, tenimpody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17