|
|
|
|

Entry (1/2)1  fohy
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words  8  39 words containing fohy
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao
Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian' izay...
Explanations in English  10  [1.7] short
Explanations in French  11  [1.3, 1.8] court
12  [1.3] bref, laconique, petit
Examples  13  [2.4] fotoana fohy taorian' izany, dia nahita asa izy.
14  [2.472] tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina.
15  [1.3] fohy io zazalahy io (ce garçon est petit)
16  [1.3] fohy ny andro izao (les jours sont courts maintenant)
Antonyms  17  lava
Proverbs  18  Proverbs containing the word fohy

Entry (2/2)19  fohy
Part of speech  20  imperative of passive verb fohina [Full list]
Root  21  foka
Examples  22  [1.3] fohy ny hanitr' ireo vonin-kazo ireo (humez le parfum de ces fleurs)
23  [1.3] fohy ny amoniaka (aspirez l’ammoniaque)

Anagrams  24  fohi, fohy, hofy

Updated on 2025/08/10