|
|
|
|

Entry1  fongotra
Part of speech  2  participle
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Foana, rava: Fongotra hatramin' ny fotony ny mandan' i Jerosalema
Tapitra, tsy misy, maty maso, lany tamingana, fongana, lany: Fongotra ny vary ao an-tsompitra / Fongotra ny taranany
Tsy asiana miangana, aringana: Fongotry ny giripy espaniola ny mponina teto
Explanations in English  15  [1.2] exterminated, completed, fallen to ruins, rotten at the stump, cut entirely off, as the hair. See fokatra.
16  [1.7] completely destroyed
Explanations in French  17  [1.3] détruit, démoli jusqu'aux fondements, ruiné de fond en comble, dont il ne reste rien, dépensé entièrement, éteint, exterminé, ravagé: Fongotra hatramin' ny fotony ny manda (Les remparts sont démolis jusqu'aux fondements) ~ Fongotra ny vary (Il ne reste plus de riz) ~ Fongotr' ilay adala ny hareny (Cet imbécile a dépensé toute sa fortune) ~ Fongotra izany fianakaviana izany (Cette famille est éteinte) ~ Fongotry ny aretina ny vahoaka (Le peuple a été exterminé par la maladie) ~ Fongotry ny fahavalo ny tanàna (Le village a été détruit, ravagé par les ennemis)
18  [1.8] complètement détruit
Examples  19  [1.38] Dia fongotra mihitsy ny fokom-pirenena Levy;
Analogs  20  fompotra

Anagrams  21  afongotr, fongotra

Updated on 2025/08/10