|
|
|
|

Entry1  galona sy lopotra : tafaray samy soa
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  galona sy lopotra, tafaray, samy, soa
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza zavatra roa mahay ary tsara miaraka aoka izany (tafavoaka tsara tokoa ny kofehy volamena na volafotsy eo ambonin' ny lopotra mainty mihilontrilona)

Updated on 2025/07/29