|
|
|
|

Entry (1/2)1  goaika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa. [1.1]
Explanations in English  4  a crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces. [1.2]
5  a crow [1.7]
Explanations in French  6  corbeau [2.415, 1.54, 1.8]
Examples  7  Fambara loza ve ity goaika tokana ity? [2.643#]
8  ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293#]
All compound words  9  9 combinations of this word
Vocabulary  10  Zoology: birds
Synonyms  11  gaga, goaga, goaka, goake, goaky
Proverbs  12  Proverbs containing that word
Article  13  Randzavola: goaika ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Entry (2/2)14  goaika
Part of speech  15  adjective
Explanations in French  16  Se disait des choses semblables [2.415]

Anagrams  17 agioka, 18 goaika

Updated on 2025/10/08