Entry | 1 hahia |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 hia |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany |
Synonyms | 6 hahiazana, fahahiazana |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word hahia |
Anagrams | 8 ahahy, hahay, hahia, ihaha |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |