|
|
|
|

Entry1  haitraitra
Part of speech  2  noun
Root  3  haitra
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Toetra na fihetsika atao noho ny fiangolangolana, fitadiavana hamalifaly, fanaovana ny sitrapon' ny tena, fa tsy noho ny antony iray mafonja akory: Haitraitra ihany no nanaovany izany fa tsy misy antony
Explanations in English  11  [1.2] self-willedness, forwardness, waywardness, whim, fancifulness.
12  [1.7] whim, fancy
Explanations in French  13  [1.3] bizarrerie, fantaisie, caprice, humeur difficile
14  [1.8] caprice, bizarrerie
Examples  15  [2.471] Teraka teo anivon' ny Betsimisaraka aho, ka mahalala fa tsy haitraitra na halamoana no tsy mba itondrany akanjo lamba.
16  [2.5] Rahona be haitraitra!
Synonyms  17  angetsangetsana, filatro
Analogs  18  aingitraingitra, angotingoty, angesongeso, hantahanta, hanta ratsy, tsingolavaitra, sarin-ditra, angentsangentsana, angolangola, siasia, sitrapo, arana, lalampo, vaibaitra, sotro rano antanam-bazo
Proverbs  19  Proverbs containing the word haitraitra
Quotes  20  Texts mentioning haitraitra

Anagrams  21  ahaitraitr, haitraitra

Updated on 2025/08/10