|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haleviko am-batan' orona raha maty |
| Singan-teny | 2 alevina, 3 vatana, 4 orona, 5 raha, 6 maty |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 enti-milaza olona izay tiana fatratra ka toa tsy foy halevina ao anaty tany
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|