|
|
|
|

Entry1  hanimainty
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  hanina, mainty
Explanations in Malagasy  4  [1.1] entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo
Examples  5  [1.436#] Ka halaiko hitaiza ahy izy roa lahy ireo raha mety fa nahitann ny hanina soa indrindra, dia ny vary sy ny hena, fa tsy tahaka ny hanimainty sy ny hanin-kotrana.
Synonyms  6  haninkotrana

Anagrams  7  hamaintiny, hamintiany, hanimainty

Updated on 2025/07/29