|
|
|
|

Entry1  harivariva an-tanin' olona
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  harivariva, tany, olona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ireo tratra hariva na singany irery any am-pivahiniana, ka manembona ny any aminy

Updated on 2025/07/29