|
|
|
|

Entry (1/3)1  hatra
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fahatongavana na fidonana any amin' ny noheverina haleha; fikasihana
Analogs  9  hatramy

Entry (2/3)10  hatra
Part of speech  11  adverb [Full list]
All compound words  12  32 words containing hatra
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Teny atambatra: 1) amin' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana: eo, eto, etsy, eroa, ery, eny, ao ato, atsy aroa, ary, any, mba hoenti-milaza faritoerana tratrarina: Hifaninana hazakazaka ianareo hatrerỳ amin' ny foto-paiso erỳ; 2) amin' ny mpampiankina, amy mba hilazana fetran' isa na fotoana tsy azo ihoarana: Manisà hatramin' ny telopolo / Andraso aho hatramin' ny zomà
Explanations in English  14  [1.7] up to, as far as (of time and space)
Explanations in French  15  [1.8] depuis, jusqu'à
Vocabulary  16  Time

Entry (3/3)17  hatra
Part of speech  18  adjective
Explanations in English  19  [1.2] [Provincial] a word for zatra
Explanations in French  20  [1.19] [Tankarana] habitué. § zàtra.

Anagrams  21  ahatr, hatra

Updated on 2025/08/10