Entry (1/2) | 1 havia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 amin' ny olona sy ny biby, ny havia dia ny ilany tena misy ny fo, mifamaly amin' ny ilany tsy misy ny fo, dia ny havanana. [1.10#H135] 4 amin' ny vatan' ny olombelona sy ny biby, ny ila izay andrenesana ny fitepon' ny fo ary izay mifanitsy amin' io ila io, mifanohitra amin' ny havanana: Amin' ny havian-dalana mandeha / Tanan-kavia [1.1] |
Explanations in English |
5 the left side [1.2#241, 1.7] 6 the left hand [1.7] |
Explanations in French |
7 la main gauche [1.3#227, 1.8] 8 le côté gauche [1.3#227, 1.8] |
Examples |
9 Ny an-dRobera ny havia, fa io no manakaiky ny foko.
[2.499#]
10 Dia mitsikitsiky mitodika havia sy mitodika havanana. [2.245#] |
Derivatives |
|
All compound words | 17 8 combinations of this word |
Antonyms | 18 havanana |
Proverbs | 19 Proverbs containing that word |
Entry (2/2) | 20 havia |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in French |
22 qui est inférieur en grade à un autre [1.3] |
Synonyms | 23 haviany |
Anagrams | 24 avahy, 25 havay, 26 havia, 27 vahia |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |