Entry | 1 hazavana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 zava |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] zava |
Explanations in English |
11 [1.7] lightness, brilliancy |
Explanations in French |
12 [1.3] la lumière, la clarté 13 [1.8] lumière, clarté |
Examples |
14 [2.470] Na dia taitran' ny hazavan' ny jiro aza, dia tsy nisy nikehana kosa ireo akoho amam-borona mitingitingina ambony sobika sy tandroho. 15 [2.499] Mipariaka eny amin' ny torapasika fotsy manjelatra ny hazavany, ka mamiratra mamono maso, ary ny hafanany mampanjary vain' afo kely tsy hita isa ny fasika hitsahana eny an-dalambe sy eny an-tokotany. |
Synonyms | 16 fahazavana |
Anagrams | 17 hanazava, havazana, hazavana, zahavana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |