Entry | 1 hendry ka tsy manan-ko an-teny |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 hendry, tsy, manana, ho, teny |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tenin' olona miavonavona izay nanarin' olona mahantra, hono, ka namaly hoe: hendry ve tsy hanan-ko an-tena; toy izany koa ny mpitovo nananatra ny manambady ka nahazo valiny hoe: raha hendry tsy manan-ko an-tena |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |