|
|
|
|

Entry (1/4)1  hetra-
Part of speech  2  morphological form of hetrana

Entry (2/4)3  hetra
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  (taloha) Velaran-tany nomen' Andrianampoinimerina ny fianakaviana tsirairay avy izay nahavoka-bary nivelomany nandritra ny herintaona (eo amin' ny roapolo vary eo ho eo, na 240 dcl); io vary azo tamin' ny hetra io dia nakana am-pahany ho an' ny mpanjaka (inenin' ny vata) ka avy amin' izany kosa indray no nampiova ny hevitry ny teny hoe hetra taty aoriana
(ankehitriny) Vola aloa amin' ny fanjakana maha-olom-panjakana ny tena, ka misy atao hoe hetra isandahy (vola aloan' ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona izay efa nofoanana ankehitriny), ary ny hetrantrano, tany, omby...; izany hoe vola tsy maintsy aloa isan-taona amin' ny harena ananana [1.1]
Explanations in English  6  Taxes [1.7]
Explanations in French  7  ImpĂ´t, taxe [1.8, 1.5]
8  Redevance [1.5]
Examples  9  Azo anaovana fitakiana aty aoriana ny mpandoa hetra nanadino nanambara ny hetra izay zakainy, na nanao hosoka tamin' ny sara tsy hita fototra. [4.27#]
10  Tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-17, dia dia efa nampanaiky an' Antsihanaka Andriamandisoarivo, Mpanjakan' i Boina ka nampandoa hetra azy. [2.508#]
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
All compound words  13  6 combinations of this word
Vocabulary  14  Economy: finances, management
Proverbs  15  Proverbs containing that word
Article  16  Randzavola: hetra ao amin' ny Baiboly

Entry (3/4)17  hetra
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  Anarana hafa ilazana ny fehikibo. [1.1]
Explanations in French  20  Ceinture [1.5]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Synonyms  27  fehikibo, fehinkibo

Entry (4/4)28  hetra
Part of speech  29  adverb [Full list]
Explanations in French  30  depuis que. § hàtra. [Tankarana] [1.19]
Synonyms  31  faitra

Anagrams  32 hetra, 33 treha

Updated on 2025/10/08