Entry | 1 hoditra |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 8 42 words containing hoditra |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Ny fonony ivelany amin' ny tenan-javamananaina (olombelona, biby) na zavamaniry: Mivoaka amin' ny mason-koditrany hatsembohana / Volovoloina ny hodi-paiso Ilazana ny volon' ny tenan' ny olombelona koa. |
Explanations in English |
10 [1.7] skin, hide, bark |
Explanations in French |
11 [1.3#257, 1.8] peau, écorce, cosse 12 [1.3#257] cuir, enveloppe, pellicule figuré: teinte, couleur de la peau humaine 13 [1.196] L'écorce des arbres en général, suivant les régions, prononcé hoditra, holitsa, holitse, etc. |
Examples |
14 [1.436#] Izy telo mianadahy kosa zarazara hoditra sy olioly volo. 15 [1.357#] Ny stigima dia efa voalaza taloha ho tsy manana hoditra. |
Vocabulary |
16 Biology 17 Zoology: (in general) 18 Botany: (in general) |
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word hoditra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |