|
|
|
|

Entry1  homehy
Part of speech  2  passive verb
Root  3  hehy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  13  [1.78] [Taisaka, Bara] mihomehy
14  [1.1] Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana na koa fanesoana koa aza: Sahy homehy ahy ve ianao? ~ Tsy fanao ny homehy lavo
(Ankehitriny dia ny hoe mihomehy no fampiasa indrindra).
Explanations in English  15  [1.7] to laugh; to mock
Explanations in French  16  [1.8] rire; se moquer
Examples  17  [2.606#] La teateany, la homehy, la teateny, tsy horofako zao!
18  [2.357#] tsy mahalala indrafo fa vao mainka koa faly sy homehy mahita an-dRakotomihanta mijaly sy miolanolana irery eo!
Proverbs  19  Proverbs containing the word homehy

Anagrams  20  hoehim, homehy

Updated on 2025/08/10