|
|
|
|

Entry1  ianao
Part of speech  2  pronoun [Full list]
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha tokana izy ka atao teny lazaina:
Amin'ny firy no handeha ianao?
Explanations in English  10  [1.2] [hianao] thou, you. [Compare Swahili e'nu, your, of your, and e'gnui o thou.] Compare anao.
11  [1.7] same as hianao
Explanations in French  12  [1.3] [hianao] vous (employé pour toi)
13  [1.5] vous (respect)
14  [1.8] même que hianao
15  [1.6] [Tanala] (pronom personnel sujet - 2ème personne singulier) tu, toi.
Explanations in Italian  16  [1.18] tu
Examples  17  [2.528#] Hahita loza ianao!
18  [2.4#] Manao ahoana ianao, anaka?
19  [2.470#] ianao ve no mahateny ahy izany!
20  [2.445#] Fantatro fa tia ahy tokoa ianao.
Other spellings  21  hianao
Analogs  22  anao, -ao, -nao, ialahy, ise
Tables and plates  23  All the pronouns

Anagrams  24  ainao, aoina, ianao

Updated on 2025/08/10