|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  indrana
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatr' olona ampiasain' ny tena izay haverina rehefa avy nanaovana: Lamba indrana itỳ anaovako itỳ fa very omaly ny ahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 borrowed. It is used when the very thing borrowed is to be returned ; samborina (sambotra) being used when an equivalent is to be given back. Thus indrana would refer to a borrowed knife, etc., and samborina to money etc. [mal. Injam.] [1.2]
5 the article to be returned
6 borrowed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 ce qu'on a emprunté
8 emprunté [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpanahaka  16  indramaso, 17  indrambity, 18  indrambolondoha, 19  indranorona, 20  indrantsomotra
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)22  indrana
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny anglisy  24 the outer edges [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 les bords extérieurs [1.8]
Kamban-teny rehetra  26  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)27  indrana
Sokajin-teny  28  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [indraña] 29 iry [Tambahoaka] [1.78]
30 iry [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  31 andrina, 32 anindra, indrana, 33 Narinda, 34 Ndriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17