|
|
|
|

Entry (1/3)1  jono
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana)
Other spellings  4  jony

Entry (2/3)5  jono
Part of speech  6  noun
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Hanina atao amin' ny fintana hamandrihana hazandrano
Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin' ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin' ny sasany hamerezana ny tanora
Vokatry ny fakana biby na olona amin' ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo?
Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin' ny ankizy madinika
Misy hevitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka
13  [1.13] asa fitrandrahana hazandrano
Explanations in English  14  [1.7] fish-bait
Explanations in French  15  [1.8] appât
16  [1.13] pêche
Analogs  17  fandrika, fanangolena, fanojikojena, longoa mitoto-bozaka, fitaka
Proverbs  18  Proverbs containing the word jono

Entry (3/3)19  jono
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  [1.78] [Tanala] karazan-trondro monina amin'ny ranomamy izay tsy hita loatra ao
22  [1.1] [Bara] Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony
Vocabulary  23  Zoology: fishes

Anagrams  24  jono, onjo

Updated on 2025/07/29