|
|
|
|

Entry (1/2)1  kamboty
Part of speech  2  noun
Root  3  boty
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Maty ray sy reny na ny iray amin' ireo
Entina milaza ny oriory sy osaosa ara-pivelomana
Explanations in English  16  [1.7] an orphan
Explanations in French  17  [1.8] orphelin
Examples  18  [2.131] Tsy mba nisy kamboty natao hoe Ramanandray
ary tsy nisy ory natao hoe Andrianomanana
fa izay adala ariana avokoa

19  [2.470] Ho kamboty sahala amiko izy, satria taranaky ny mafana tratra sy ny tsy mahavanom-bady isika.
Vocabulary  20  Relationships: family
Synonyms  21  asorotanitsisatry
Analogs  22  somony, maty dovy, asorotany tsy satry, lasa olo-malala, folaka andry niankinana, toro vato nandiavana, maty kiady sy voninahitra, resy olo-narahina, resy tondromaso
Proverbs  23  Proverbs containing the word kamboty

Entry (2/2)24  kamboty
Part of speech  25  noun
Explanations in French  26  [1.196] (au sens littéral : orphelin) Plantes cultivées isolées et de mauvaise venue ; manioc dont la tige est flétrie, ou dont on a arraché les tiges en oubliant des tubercules dans le sol (mentionné par Richardson, Grandidier).
Vocabulary  27  Botany

Anagrams  28  kamboty, kimbato

Updated on 2025/08/10