|
|
|
|

Entry1  katsa-drahana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  katsaka, rahana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] katsaka andrahoina amin' ny taolany, dia ahahy, ary rehefa maina, kofoina hiala amin' ny taolany dia tehirizina, ka rehefa hohanina vao totoina sy andrahoina indray

Updated on 2025/07/29